Teny iditra amboanolona
Singan-teny amboa ; olona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ amboan' olona ] Olona tsinontsinona, tsisy varany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A rascal, a low fellow. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20