|
|
|
|

Teny iditra 1  ambody
Fototeny  2 vody
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny mpampiankina enti-milaza toerana amin' ny fototry ny zavatra iray: Nitsilailay teo ambody hazo no nahitako azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 (am-body) see vody. [1.2]
Ohatra  7  Eto ambody aviavy no iainako an'izany. [1.225#]
8  Nikisaka niampify tao ambody hazo izy roalahy. [2.895#120]
9  Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana. [2.69#244]
Mpanahaka  10  an-tanana, 11  tra-tehaka
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe ambody

Fivaditsoratra  ambody, 13 madoby, 14 miboda

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22