Teny iditra |
ambody
(any, vody)
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny mpampiankina enti-milaza toerana amin' ny fototry ny zavatra iray: Nitsilailay teo ambody hazo no nahitako azy.
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | (am-body) see vody. [1.2]
|
Ohatra |
1 | Eto ambody aviavy no iainako an'izany.
[1.225]
|
2 | Nikisaka niampify tao ambody hazo izy roalahy.
[2.895]
|
3 | Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana.
[2.69]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
ambody,
ambodin',
ambodin-,
ambodim- |
|
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|