Teny iditra ambody barika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zavatra apetraky ny mpisotro amin' ny mpivaro-toaka ho antoky ny toaka tsy voaloany vola [1.1]
Teny fotony ambody, barika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21