|
|
|
|

Teny iditra 1  ambosina
Fototeny  2 ambosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 amporisihina, tarihina, taomina, angolena (na amin' ny tsara na amin' ny ratsy): nambosin-dRabe tsy hiasa ny mpiasa rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be deceived by flattery or cajolery, to be duped, to be wheedled. [1.2]
Mpanahaka  10  abonina, 11  abosina
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ambosina, 13 asombina, 14 manabosy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21