Teny iditra | 1 ampandrio (andry) |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ampandriana |
Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#41] |
Ohatra |
3 ampandrio tsara ny eritreritra! [2.470#] 4 ampandrio io hazo fisaka io (Couchez cette planche) [1.3#41>Ampandrio io hazo fisaka io (Couchez cette planche)] 5 ampandrio ny tany, ampandrio ny fanjakana, ary ambarao ny vahoaka izao teny izao. [2.508#] |
Tsanganana sy sary iray takila |
6 Ny matoantenin' ny famenony mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 7 ampandrio, mpidarona, mpirodana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |