|
|
|
|

Teny iditra 1  ampanjaka
Fototeny  2 zaka
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny frantsay  5 [Sakalava] parents du roi [1.19]
6 [Sakalava-Mayotte] roi, reine [1.405]
Ohatra  7  Koa manano zeny atao ampanjaka anao. [2.150#174]
8  hoy ampanjaka iny, fa ataonao tsy hainao avao. [2.606#134]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19