| Teny iditra | 1 ampitso |
| Sokajin-teny | 2 anarana na tambinteny |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny andro manaraka ny andro itenenana na ny andro tenenina: Tsy misy mahalala ny ampitso. / Narary izy ny ampitson' ny nandehanany
5 Ny ho avy: Ny ampitso no hanamarina izany 6 Indraindray ampiasaina ho mpamaritra matoanteny mitovy amin' ny rahampitso: Ampitso izy no handeha, [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to-morrow. Same as rahampitso.
[1.2] 8 tomorrow, the morrow [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 demain, le lendemain
[1.8] |
| Ohatra |
10 ka marary nony mody ny ampitso
[2.245#97]
11 Nony ampitso Zoma, dia niangona indray [2.59#257] 12 Ny ampitso ihany dia nanoratra i Fatakamana [2.499#76] 13 Saingy izay nianarana anio toa hadino nony ampitso [2.356#166] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how ampitso |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | ampitso, 16 mpisota, 17 Patmosy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|