Teny iditra | 1 ampitso lava |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10#A487] hataka andro sesilany: Ny ampitso lavan' ny mpitrosa no tsy tantiko |
Ohatra |
4 [2.131#] Laingolaingomparaky maro homana foly mainty maro mitady lazao ny teny tsy ho lainga aho ry zandry fa mamon'ny ampitsolava |
Singan-teny | 5 ampitso, lava |
Tovy hevitra | 6 ampitso ampitso |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny ampitso lava io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |