|
|
|
|

Teny iditra1  an-dakamboho
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Manaraka ny hazondamosina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  (andakamboho) Along the spine of the back, behind. [1.2]
Tovy hevitra  5  an-dakamosina
Singan-teny  6  lakana, voho

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13