Teny iditra | 1 an-katakonana (any) |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 tsy anatrehana fa any amin' ny miafinafina any [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 4 in secret [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay | 5 en dehors de la vue, en secret, en cachette [1.3#654] |
Tovy hevitra | 6 an-kifonofono, an-koboka, an-konohono, an-takona, an-tsokosoko, mangingina |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny tambinteny rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/27 |