|
|
|
|

Teny iditra1  an-takona
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  tsy anatrehana fa any amin' ny miafinafina any [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  en dehors de la vue, en secret, en cachette [1.3#654]
Tovy hevitra  5  an-katakonana, an-kifonofono, an-koboka, an-konohono, an-tsokosoko, mangingina
Singan-teny  6  takona
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  8  an-takona, natokana, takonana, tonanaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16