|
|
|
|

Teny iditra 1  anambatambazana
Fototeny  2 tambitamby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#659]
Ohatra  8  Ireniny oriory no mampangoraka azy kely, ka anambatambazany azy sy ipetrapetrahany eo akaikiny, na dia vetivety ihany aza [2.470#72]
9  Ny tena anton' ity tamin' ny Hebreo dia toy ny "nofon-kena mitam-pihavanana", tahaka ilay fanomezana nanambatambazan' i Jakoba an' i Esao [1.38#150]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19