|
|
|
|

Teny iditra1  anambodihena
Singan-teny  2  anana, vodihena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [vody, the rump, hena, beef.] The sowbane, used as an esculent. Chenopodium murale, L. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  (de anana = herbe comestible, et vodihena = morceau traditionnellement réservée au souverain ; par extension, morceau de choix, mets particulièrement choisi). Chenopodium murale L. (Amaranthaceae). Les feuilles sont consommées comme légume. [Merina] [1.196]
Ohatra  6  Mitsongo anambodihena eo amin' ny kirihitrala izy, ary ny fakan' ny anjavidy no fihinany. [2.996]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06