|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ananana
Fototeny  2  anana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4  to be owned, to be possessed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  qu'on possède [1.3#35, 1.8]
6  qu'on a: Andriamanitra ni ihavian' ny zavatra rehetra ananantsika (C'est de Dieu que nous vient tout ce que nous possédons) [1.3]
Ohatra  7  Kanefa tsy ananana izany sady tsy azo. [2.346]
8  ka mbola mipetraka amy ny tanin drazana, sy izay ananana kely eto. [2.59#121]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)13  ananana
Fototeny  14  anana
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  16  dont on a, sur qui on a une créance: Ny voankazo tahaka ireny no ananako betsaka (J'ai beaucoup de fruits de cette espèce) ~ Ananako vola roapolo izy (J'ai sur lui une créance de vingt piastres, il me doit vingt piastres) [1.3#36]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)21  ananana
Fototeny  22  hana
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.3#211]
Haiendriteny 
25  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20