Teny iditra | 1 anandrambo |
Singan-teny | 2 anana, rambo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 An esculent herb. Gynura cernua, Bth. Same as maimbobe, and fitangosana [Betsileo]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 (de anana = herbe, et rambo = la queue des animaux et par analogie, les franges du cache-sexe des hommes ; les fleurs pendantes sont comparées à ces franges du "salaka" malgache). Crassocephalum rubens (B. Juss. ex Jacq.) S. Moore (Asteraceae). Plante à odeur forte. La décoction en est administrée dans les entérites et autres affections intestinales. Elle n'est pas consommée comme légume. [Merina]
[1.196] |
Ohatra |
6 ny ondry bobo sy ny vonin' anandrambo no atao faditra, ka raha vita izao, dia mandeha izy. [2.857#] |
Voambolana |
7 Haizavamaniry: ahitra |
Tovy hevitra | 8 maimbobe, fitangosana |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 10 anandrambo, andramboan, andrambona, andrombana, nandramboa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |