Teny iditra | 1 anantsinahy |
Singan-teny | 2 anana, tsy, nahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Karazan' anana fantatra koa amin' ny anarana hoe tsipolotra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 Esculent herbs, of which there are anantsinahilahy and anantsinahivavy. Bidens bipinnata, L., and B. leucantha. Willd. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Bidens bipinnata ou leucantha [1.3] 7 (de anana = herbe potagère, et tsy nahy = qu'on n'a pas projeté à l'avance ; on a toujours cette herbe sous la main et c'est d'elle qu'on se sert quand on doit préparer un repas à l'improviste). Bidens bipinnata L. et Bidens pilosa L. (Asteraceae). La saveur piquante de ces plantes est due à la présence d'amines aliphatiques polyinsaturées. Elles ont des vertus excitantes et apéritives. [Merina] [1.196] |
Ohatra |
8 anantsinahy tokan-tovona ka indray mitoraka ihany. [2.345] |
Voambolana |
9 Haizavamaniry: ahitra |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 14 anantsihany, anantsinahy, hatsinanani, ihintsanana, nahantsinay, nahintsanay, nanatsihany, nanitsahany, nihantsiana, nisintahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |