|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  nahy
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  6 Atao an-tsitrapo, atao fanahy iniana: Hadisoana tsy nahy ~ Aza fady raha voahitsako ianao, fa tsy nahiko velively [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 done on purpose [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 fait exprès [1.8]
9 fait à dessein, prémédité [1.5]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny hoe nahy

Teny iditra (2/2) 11  nahy
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13 [Provincial] the spirit of the living. Compare fanahy [Comp. Swa. Nafsi.] [1.2]

Fivaditsoratra  14 hany, 15 hina, nahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20