|
|
|
|

Teny iditra1  anaram-bosotra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  A nickname [1.8]
5  Sobriquet, surnom [1.8]
Singan-teny  6  anarana, vosotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12