Teny iditra (1/2) | 1 anatrehana |
Fototeny | 2 atrika |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo anoloana, izany hoe mifanandrify akaiky: Tsy nanan-kavaly izy teo anatrehan' ny mpitsara azy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] before, in the presence of |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#37] en face, en présence, devant 7 [1.5] devant |
Ohatra |
8 itenenako mialoha, ka ivolanako anatrehana; [2.245#] 9 Fa tsy foy tokoa, ilay iroa, izany taiza ho faty eo anatrehana [2.298#] 10 O, ry Mavo nafoy teto anatrehana, Ry Mavon-drainy sy reniny! [2.69#] |
Teny iditra (2/2) | 11 anatrehana |
Fototeny | 12 atrika |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3#66] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny anatrehana io |
Fivaditsoratra | 21 anatrehana, hanaretana, hanaterana, naharetana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |