Teny iditra (1/3) | 1 anaty |
Fototeny | 2 aty |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Hendry anaty toa samoina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 interne [1.8] 6 intrinsèque, intérieur [1.13] 7 interne: Aretina anaty (Maladie interne) [1.3] 8 interne: Akanjo anaty (Sous-vêtement) [1.5] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny | 14 Ady anaty (Rajemisa-Raolison Régis) |
Teny iditra (2/3) | 15 anaty |
Fototeny | 16 any, aty |
Sokajin-teny | 17 mpampiankin-teny |
Fanazavàna teny malagasy |
18 Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Ao anatin' ny tratra no misy ny fo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
19 inside [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 dans, au dedans, parmi, inclus: Ao anaty vata (anatin' ny vata) ny satroka (Le chapeau est dans la malle) ~ Hankany aminareo aho anatin' ny herinandro (J'irai vers vous dans la semaine) [1.3] 21 dans, au-dedans, parmi [1.5] |
Voambolana |
22 Toerana |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
31 Ny mpampiankin-teny rehetra |
Teny iditra (3/3) | 32 anaty |
Fototeny | 33 any, aty |
Sokajin-teny | 34 tambinteny |
Fanazavàna teny anglisy |
35 inside [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
36 intérieurement: Mihomehy anaty (Rire, se moquer intérieurement) [1.3] 37 intérieurement [1.8] 38 intérieurement: Mihomehy anaty (Rire intérieurement) [1.5] |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
51 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 52 aitan, anaty, atain, atani, atany, itana, naita, natai, taina, tania, tiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |