|
|
|
|

Teny iditra1  anaty rova
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny faritra ao anatin' ny rovan' ny mpanjaka na ny solony tany ivelan' Antananarivo, toy ny komandy, governora, izay nanaovana rova hitoerany
Singan-teny  4  anaty, rova
Mpanahaka  5  anatirova

Fivaditsoratra  6  Anatirova, anaty rova, avitranao, ivarotana, naavotray

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21