Teny iditra (1/2) | 1 andafiavaratra |
Singan-teny | 2 andafy, avaratra |
Sokajin-teny | 3 tambinteny |
Voambolana |
4 Toerana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 across on the other side to the north; so also with the other cardinal points: andafiatsimo, andafiandrefana, andafiatsinanana [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 au-delà vers le nord; et ainsi pour les autres directions: andafiatsimo, andafiandrefana, andafiatsinanana [1.8] |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny tambinteny rehetra |
Teny iditra (2/2) | 8 Andafiavaratra |
Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
10 Haitoetany: monuments 11 Fizahatany: toerana mahaliana |
Ohatra |
12 Nampanao ny Lapan' andafiavaratra ny Praiminisitra. [2.270#] 13 Nila lapa kely izy, tsy lehibe toy ny andafiavaratra akory. [2.270#] 14 Tao andafiavaratra no niorenan' ny Sekoly Voalohany indrindra. [2.649#] |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Fitanisana |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 17 Andafiavaratra, andafiavaratra, Andafiavaratra, andafiavaratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02 |