|
|
|
|

Teny iditra 1  andoavana
Fototeny  2 loa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#406]
Ohatra  8  Lazaina fa "tompon' ny aina " izy ary izany mahatompon' ny aina azy izany no anton' ny andoavana ny " variraiventy isan' olo-miaina. [2.366#]
9  Ny zaza lahy vao teraka andoavana ariary indray isan-jaza, rehefa lahy mbola tsy nandoa teo 361 Niherina indray ny taona nanorenana ny fiadidiana ny kamboty; [2.59#]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 andavoana, andoavana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21