Teny iditra | 1 andraikitrareo |
Fototeny | 2 raikitra |
Sokajin-teny | 3 anarana andraikitra sy mpisolo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] par vos soins |
Ohatra |
5 Fa tokony hahasolo ahy angaha, no navelany ho andraikitrareo. [2.298] 6 Fa indro Ilaidama fa raha adala io, tsy tokony hanjaka ary tsy nomen' Andriamanitra antsika, fa tokony hahasolo ahy angaha ka navelany ho andraikitrareo. [2.528] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |