|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  atsinanana
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  13 Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 the east; atinanana is used in provinces. [1.2]
15 the east [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 est [1.3#66, 1.8]
Ohatra  17  Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472#196]
18  Maloka ny avaratra atsinanana. [2.499#115]
Voambolana  19  Toerana
Tsipelina hafa  20 atinanana
Tohi-kevitra  21 andrefana
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how atsinanana
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 28  atsinanana
Sokajin-teny  29  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  30 faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina [3.1]
Voambolana  31  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  54  Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 
55  56 

Fivaditsoratra  atsinanana, Atsinanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13