Teny iditra | 1 andrenesana |
Fototeny | 2 re |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [2.931] the situation in which hears someone or something |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#519] |
Ohatra |
6 Maro karazana no andrenesana ny toetrany amy ny filany. [2.59#] 7 Mangidy andro andrenesana matetika ny filazana ny marina; [2.285#] 8 Diska andrenesana tsara ny fanonona marina ny teny rehetra. [2.332#] 9 Dia mampiandrandra ny maso ho any amin' ny avo izany, ka andrenesana ilay teny soa mahefaly hoe: [1.38] 10 Raha mba manana anadahy mantsy hianao, anaka, ka nahafaly ny andrenesana azy vita fianarana amin'ny sekoly ambony any Antanana, sady mahafapo ny vazaha sy ny mpampianatra ny fitondrantenany! [2.324] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny andrenesana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |