|
|
|
|

Teny iditra 1  Andriamanitra-Andriananahary
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Jereo Andriananahary. [3.1]
Ohatra  4  E ! Andriamanitra-Andriananahary ! E ! Ray razana ! Tonga eto izahay mianakavy, tahio andro, tahio alina ! [1.10]

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22