Teny iditra | Andriarimalala René | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Fanazavàna teny malagasy | Andriarimalala René ( Ener-Lalandy) [3.1] | |
Andriarimalala - izay fantatra indrindra koa amin'ny anarana indrana hoe ener-lalandy - dia mpanao tononkalo sy mpanoratra tantara indray miseho maro mpankafy. Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa, araka ilay oha-teny latinina hoe: " Castigat ridendo mores" (ahi-tsiny amin'ny hehy ny fomba fiaina). [2.314] | ||
Voambolana | Haisoratra: mpanoratra | |
Teny fotony | Andriarimalala, René | |
Asa navoany | Ary hitako Dona-tsetroka Mpiandry omby | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |