|
|
|
|

Teny iditra1  androany
Singan-teny  2  andro, any
Sokajin-teny  3  tambinteny
Voambolana  4  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  5  mpamaritra matoanteny enti-milaza ny tapany efa lasa amin' ny andro itenenana: Nianatra aljebra izahay androany. (Diso ny hoe: Hianatra aljebra izahay androany; anio no tokony hampiasaina eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  The past part of the day. [1.2]
7  today (past tense) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  aujourd'hui (temps passé) [1.8]
Kamban-teny 
Lohateny 
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  12  anandroy, androany, aondrany

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22