| Teny iditra | 1 androatokony |
| Singan-teny | 2 roa, 3 toko |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
6 two thirds
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 les deux tiers
[1.8] |
| Ohatra |
8 Fa "mpitari-bato tsy mihoraka, very ny androatokon'|androatokom aina" ary "mpifankatia tsy miresaka, very ny androatokon'|androatokom-pihavanana".
[2.296]
|
| Voambolana | 9 Matematika: rafitrisa |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|