|
|
|
|

Teny iditra 1  roa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  10 Isa manaraka ny iray: Tsara ny roa noho ny iray fa raha lavo misy mpanarina
11 Iray miampy iray: Omby roa. Fiteny matetika koa ny hoe anakiroa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 two [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 deux [1.3, 1.8, 1.5]
Isam-pirenena  14 2
15 II [3.1]
Ohatra  16  Olona iray na roa no avela eo mba hiandry entana. [2.470#38]
17  Nidina izahay roa lahy. [2.471#38]
18  Efitra roa ny tranonay. [2.472#8]
Voambolana  19  Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  20 anankiroa
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 108 misy ny teny hoe roa
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  23  Ny isa
24  Fifanampiana
25  Fampitomboana
Lahatsoratra  26 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  27 aro, 28 ora, 29 rao, roa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22