Teny iditra | angelinkary (angely, kary) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' angely mivelona ao an-trano, indrindra fa ao amin' ny efitrano fandrahoan-tsakafo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A species of angely which chirps in the night [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Grillon domestique [2.415] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny angelinkary io | |
Teny iditra | angelinkary (angely, kary) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Fripon [2.414] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |