|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  ango
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] haitraitra , somonga , sangy : Ratsy ango rô jalahy io ka ! (ratsy sangy io lehilahy io)

Teny iditra (2/6)4  ango
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Tanala] sitrapo
Tovy hevitra  7  angote

Teny iditra (3/6)8  ango
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Tanosy] kivy

Teny iditra (4/6)11  ango
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.13] zavatra entina ... hananganana zavatra iray
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.13] apport

Teny iditra (5/6)15  ango
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.78] [Tanosy] fandaozana

Teny iditra (6/6)18  ango
Sokajin-teny  19  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.68] [Vezo] Abruti par une drogue, dopé, étourdi--> bamby, entsake, fane
Sampanteny 
21  Matoantenin' ny mpanao :
22  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  23  agon, ango, gano, gaon, gona, nago, onga

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02