Teny iditra sitrapo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza
Mitovy hevitra: danin' ny kibo ~ finiavana ~ haitraitra ~ nahim-po ~ sitraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The will; one's own desires [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La volonté; les désirs [1.8]
Voambolana 
Singan-teny sitraka ; fo
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16