Teny iditra | 1 angolangola |
Fototeny | 2 angola |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 jereo angola [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 demandes importunes, fantaisies, caprices 6 Figuré: fion, notes d'agréement en musique [1.3#46] |
Ohatra |
7 Tsy dia vola be tsy akory izany omena ny zafy izany, fa hanta sy angolangola hiany, satria mbola velona izahay mivady raibeny sy renibeny. [2.59#] |
Lohateny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny angolangola io |
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/03 |