|
|
|
|

Teny iditra 1  angonina
Fototeny  2 angona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vorina, atoby, enti-milaza zavatra maso apetraka amin' ny toerana iray: Angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be collected, assembled, or gathered together. [1.2]
Ohatra  10  Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika. [2.472#]
11  Mandoa ariary roa isam-bolona izahay, ary angonina daholo ireo vola ireo. [2.332#]
12  Koa raha eto no misy mianjera tsy dia taolana sisa angonina ao anaty rano ao, hoy i Voahirana. [2.895#]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 anangony, angonina, 15 aningano, 16 anongany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21