|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  angony
Fototeny  2  angona
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana angonina
Ohatra  4  angony tsara ny taolako. [1.508#]
5  angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra [1.1]
6  Dia hoy izy roa lahy sy Rampamelombelona tamin-dRampilomano : "' Ndeha angony ireny taolany ireny! [2.69#]
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Teny iditra (2/2)8  angony
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  11  tubercule comestible. [Tankarana] [1.19]
Tsipelina hafa  12  angona

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/11