Teny iditra |
anindrana
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Jereo indrana
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | In the coastal regions [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dans les régions côtières [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tamin' ny 1818, dia tonga tany Anindrana Atsinanana Sylvain Roux.
[2.113]
|
2 | Raha tany anindrana aho no nampijalianao toy izao, dia ho sarotra tamiko ny handao anao.
[2.285]
|
3 | Ny amin' ny tany anindrana, dia mbola tsy misy vita an-tsoratra mihitsy hatramin'izao momba izany.
[2.298]
|
|
Singan-teny | any ; indrana |
|
Teny iditra |
añindraña
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
An-tsisiny, atsimompatana, andohafatana, avara-patana [1.78]
|
| [Bezanozano]
[ añindrana ] anila,
ankila
[1.78]
|
|