|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anivon' ny riaka
Singan-teny  2  anivo, riaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza izay tany voahodidin' ny rano toa an' i Madagasikara, ka izany teny izany indrindra no nilazana ny Nosin' ny Malagasy fahizay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the whole island of Madagascar [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  au milieu des torrents ou de la mer
7  Madagascar [1.3]
Lohateny  8  (Anivon' ny Riaka)

Teny iditra (2/2)9  Anivon' ny Riaka
Singan-teny  10  anivon' ny riaka
Sokajin-teny  11  anarana (gazety)
Voambolana  12  Mpanonta printy, gazety

Fivaditsoratra  13  Anivon' ny Riaka, anivon' ny riaka, Anivon' ny Riaka, anivon' ny riaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/22