|
|
|
|

Teny iditra1  ankabiazany
Fototeny  2  be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  jereo ankabeAzany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  A great number, the greater number, very many, the majority, a great majority. See MAro, be, ankamaROany [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  la plupart, la majorité [1.3]
Ohatra  7  ny ankabiazany anefa dia niseho taty aoriana [1.38]
8  koa ny matavy indrindia mifahy roa taona, ary ny antonintonina mifahy herin-taona, ary ny ankabiazany dia valo volana na fito volana [2.48]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Tsipelina hafa  10  ankabeazany

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05