|
|
|
|

Teny iditra 1  ankamaroany
Fototeny  2 maro
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  5 jereo ankabeazany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 en masse [1.3#435]
Ohatra  7  Rendremana matory ny ankamaroany. [2.499#104]
8  Nefa tamin' ny ankamaroany, dia vitan' izay tokoa. [2.472#101]
9  Ny Bemihimpa tany Ambongo dia Merina ny ankamaroany. [2.508#490]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how ankamaroany

Fivaditsoratra  ankamaroany, 11 manakoriàna, manakoriana, 12 maraokanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15