Teny iditra | 1 ankabiazany (be) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 jereo ankabeAzany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 A great number, the greater number, very many, the majority, a great majority. See MAro, be, ankamaROany [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 la plupart, la majorité [1.3] |
Ohatra |
6 ny ankabiazany anefa dia niseho taty aoriana [1.38] 7 koa ny matavy indrindia mifahy roa taona, ary ny antonintonina mifahy herin-taona, ary ny ankabiazany dia valo volana na fito volana [2.48] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 9 ankabeazany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |