Teny iditra | ankatsa > ankatsaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Tany mifanila amin'ny tavy ka nifindran'ny afo tamin'ny nandoroana ny tavy katsakafo [1.78] | |
Teny iditra | ankatsa > ankasa | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka [1.1] | ||||
Isa azo zaraina roa marina tsara [1.13] | |||||
Fanazavàna teny anglisy | [ ankatsa ] A pair. See lomisy [1.2] | ||||
Even (of numbers) [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Pair (nombre) [1.8, 1.13] | ||||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||||
Tohi-kevitra | tsiankasa ~ tsy ankasa | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Fivaditsoratra | ankasa, sakana, sanàka |