|
|
|
|

Teny iditra 1  anoarana
Fototeny  2 hoatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#256]
Ohatra  8  Tsy te-hino ny saiko adalan' ny nenina, nefa teo anoloan' ny tsy azo anoarana, dia voatery tsy maintsy nanaiky ny zava-nisy. [2.471#]
9  Tsy ilaina angamba ny hilaza fa iry fian-kevitra voalohany no notohanan'ny Frantsay, nony tojo ny tsy azo anoarana izy, ka voatery hanome antsika fizakan-tena? [2.503#]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21