|
|
|
|

Teny iditra1  antadina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] karazan'oviala fihinana raha mosarena
Fanazavàna teny frantsay  4  [2.165] karazan' ny hofika any an-ala, izay alain' ny olona amin' ny mosary mba hohanina
5  [1.19] [Tankarana] tubercules comestibles.
6  [1.196] (de adina : action d'examiner avec soin ; la recherche de ces tubercules est délicate à la saison sèche quand la partie aérienne de la plante est réduite). Dioscorea antaly Jum. & H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule alimentaire mais toxique si on ne le soumet pas à une ébullition répétée. [Betsileo]
7  [Tanala]
Voambolana  8  Haizavamaniry: anana
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny antadina io

Fivaditsoratra  11  antadina, dian-tana, nanatady

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02