Fizahan-teny

Ohabolana : antadina

Ohabolana 1Matoy vary mialina antadiña: hitany tsy hahatonga taona. [2.165]
Fanazavana malagasyMasa-bary mialina antadiny: fantany (hitany) tsy hahavita taona. [2.165]

Fizahan-teny