Teny iditra | 1 antoantoandro |
Fototeny | 2 antoandro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#54] [duplicatif diminutif] |
Ohatra |
5 Ny antoantoandro, nisy fiarakodia niakatra tao an-tanàna. [2.472#82] 6 Ka tamin'ny Alakamisy mbola antoantoandro ihany dia reny tamin'ireo mpivarotra namany niakatra taty Antananarivo [2.588] |
Tsipelina hafa | 7 antoandrotoandro |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |