|
|
|
|

Teny iditra 1  antoandro
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ny fotoan' andro aorian' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana (hatreo amin' ny 8 ka hatramin' ny 12 ora): Mifohaza, rankizy, fa efa antoandro ny andro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 Full day, broad daylight. [1.2]
9 full daylight, the daytime [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 le grand jour [1.3#54, 1.8, 1.6#125]
11 midi [1.6#125]
12 Le plein jour, de sept heures du matin à cinq heures du soir, mais surtout de huit heures du matin à midi [2.415#6544]
Ohatra  13  ny tokony ho atoandro|antoandro nosoratantsika atoandro|antoandro [2.285#38]
14  Izany hoe: ny roa lahy miasa antoandro, ny roa lahy miasa alina [2.471]
15  Efa antoandro be ny andro, nefa tsy mbola nisy zavatra reny ihany sady tsy nisy fiantsoana [2.324]
16  Rehefa vita ny sakafo atoandro dia samy nihevitra ny hiala sasatra avokoa, satria nikasa ny handry ta [2.588]
17  Indray alahady atoandro, miaramila anankiray amin' ireo hafa mpiresaka tamin' izy telo lahy ary avy ao Antananarivo no nanasa azy ho any an-tranon-dray aman-dreniny [2.472#134]
Voambolana  18  Fotoana
Tsipelina hafa  19 atoandro
Mpanahaka  20  antoandrobe, 21  antoandrobenanahary
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe antoandro
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/05/22