Teny iditra | 1 antoandrotoandro |
Fototeny | 2 antoandro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Ohatra |
4 Nanjary sakaizam-pandriana Ramatoa: antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [2.470#99] 5 Vao manokatra ny forum le mpatory antandro ity dia vavaka no ataony, vao manomboka antoandrotoandro ny andro ompa variraka no antaony [4.12] |
Tsipelina hafa | 6 antoantoandro |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |